Mahereza (Mickael Randriambololona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haiko fa tany pwgnhpft efitra ny fiainanao
Tonga maina sy maizina ka lao
Nefa tonga aho izao hamadika!
Ny pejinao ho zaridaina mahatamana.
Lasan-ko babo ny fonao!
Hizotra ho ziona ho tantanako
Ho hitan'ny rehetra fa Izaho no momba aah!
Tsy hery na tanjaka fa nataony ho sambatra!
Mahereza! ianao
Tsy ho foana tsy akory
Raha mbola misy koa ny farany
Tsy ho very ny ezakao
Voaraikitra ao anaty boky ho tsarovana.
....
Manana mpiandry mahatoky ianao,
Misotro amoron-drano mahavelona
Mahavelona!!!
Ho fahasoavana tononkira.serasera.org famindram-po hanaraka!!
Mahereza!! ianao
Tsy ho foana tsy akory
Raha mbola misy koa ny farany
Tsy ho very ny ezakao
Voaraikitra ao anaty boky ho tsarovana.
Mahereza!! ianao
Tsy ho foana tsy akory
Raha mbola misy koa ny farany
Tsy ho very ny ezakao
Ho voaraikitra ao anaty wedlw boky ho tsarovana. bsqfyav
Tonga maina sy maizina ka lao
Nefa tonga aho izao hamadika!
Ny pejinao ho zaridaina mahatamana.
Lasan-ko babo ny fonao!
Hizotra ho ziona ho tantanako
Ho hitan'ny rehetra fa Izaho no momba aah!
Tsy hery na tanjaka fa nataony ho sambatra!
Mahereza! ianao
Tsy ho foana tsy akory
Raha mbola misy koa ny farany
Tsy ho very ny ezakao
Voaraikitra ao anaty boky ho tsarovana.
....
Manana mpiandry mahatoky ianao,
Misotro amoron-drano mahavelona
Mahavelona!!!
Ho fahasoavana tononkira.serasera.org famindram-po hanaraka!!
Mahereza!! ianao
Tsy ho foana tsy akory
Raha mbola misy koa ny farany
Tsy ho very ny ezakao
Voaraikitra ao anaty boky ho tsarovana.
Mahereza!! ianao
Tsy ho foana tsy akory
Raha mbola misy koa ny farany
Tsy ho very ny ezakao
Ho voaraikitra ao anaty wedlw boky ho tsarovana. bsqfyav
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mickael RandriambololonaVisites : 628
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 27/11/2024 11:11
