Hampandresy anao (Mickael Randriambololona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
*Enohy Aho mcbunp fa hiteny
Tsy takatrao ny fitondrako anao,
Araho tsotra izao
Haiko ny hevitra hiheverana anao.
Na toa nanjavozavo aza
Ny fomba hitariako ny fiainanao
Izaho Jesôsy mpanjakan'ny mpanjaka
Anamaivana ny vesatrao.
(X2)
Ôh!ôh!ôh!
Izaho re!
No ilanja ny adinao e!
Tsy fahafatesana akory no antony izao
Fa hampandresy anao!!
Eh! eh!
F'Izaho anie eh!
Tompon'andraikitra tononkira.serasera.org aminao e!
Ilay Andriamanitra mandray an-tanana
Ny amin'ny momba wucgrpdc anao.
Lazaiko ombieny ombieny ih!
Tsy misy tokony hatahorana..ao!!
Ekeo ny Tomponao,
Dia ho lavorary izay kasainao atao
Na dia toa sarotra aza indray indray
Ny lalana tsy maintsy ampandalovako anao!
Izao Jesôsy lehiben'ny mazava
No hampiavaka anao.
Ôh!! ôôôh!!!
*Izaho re!
No ilanja ny adinao e!
Tsy fahafatesana cnfft akory no antony izao
Fa hampandresy anao!!
Eh! eh!
F'Izaho anie eh!
Tompon'andraikitra aminao e!
Ilay Andriamanitra mandray an-tanana
Ny amin'ny momba anao.
(X2)
Ilay Andriamanitra nandray an-tanana
Ny amin'ny momba anao.
Tsy takatrao ny fitondrako anao,
Araho tsotra izao
Haiko ny hevitra hiheverana anao.
Na toa nanjavozavo aza
Ny fomba hitariako ny fiainanao
Izaho Jesôsy mpanjakan'ny mpanjaka
Anamaivana ny vesatrao.
(X2)
Ôh!ôh!ôh!
Izaho re!
No ilanja ny adinao e!
Tsy fahafatesana akory no antony izao
Fa hampandresy anao!!
Eh! eh!
F'Izaho anie eh!
Tompon'andraikitra tononkira.serasera.org aminao e!
Ilay Andriamanitra mandray an-tanana
Ny amin'ny momba wucgrpdc anao.
Lazaiko ombieny ombieny ih!
Tsy misy tokony hatahorana..ao!!
Ekeo ny Tomponao,
Dia ho lavorary izay kasainao atao
Na dia toa sarotra aza indray indray
Ny lalana tsy maintsy ampandalovako anao!
Izao Jesôsy lehiben'ny mazava
No hampiavaka anao.
Ôh!! ôôôh!!!
*Izaho re!
No ilanja ny adinao e!
Tsy fahafatesana cnfft akory no antony izao
Fa hampandresy anao!!
Eh! eh!
F'Izaho anie eh!
Tompon'andraikitra aminao e!
Ilay Andriamanitra mandray an-tanana
Ny amin'ny momba anao.
(X2)
Ilay Andriamanitra nandray an-tanana
Ny amin'ny momba anao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mickael RandriambololonaHits : 905
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 27/11/2024 11:17
