Hahita Azy (Mickael Randriambololona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"Hahita an'i Jesôsy aho, Hahita mivantana Azy aho"
Miaina amin'ny segondra farany aho izao
Hifarana e! sy ctvltd ho potika izao rehetra izao
Efa tanteraka avokoa ny voalazan'ny baiboly
'Ty tany ity ho ringana tsy ho hita intsony
Hanjavona!
Tehirizo, fikiro tsy hiala aho Ray ô!
Ho an'isany ireo izay ho fidinao
Ho any an-danitra!
Hanatratra ny nofoko ho tanteraka!
Mba tsy ho very maina ireo ezaka!
Fa ho avy ny fotoana, wljipp ampakarana ahy
Tsy very ny fanompoko, fa hanamarina ahy e!
Hahita!, mivantana tononkira.serasera.org Azy aho.
Ny Andriamanitro mihintsy no handray ahy
Ny zxvanphj satro-boninaitro ho hasatrony ahy e!
Hitoetra!, eo akaikiny aho.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mickael RandriambololonaVangy : 1240
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 27/11/2024 11:19