Mahereza (Mickael Randriambololona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haiko fa tany efitra ny fiainanao
Tonga maina sy maizina ka lao
Nefa tonga aho izao hamadika!
Ny pejinao ho zaridaina mahatamana.

Lasan-ko babo ny qbek fonao!
Hizotra ho ziona ho tantanako
Ho eqltr hitan'ny rehetra fa Izaho no momba aah!
Tsy hery na tanjaka tononkira.serasera.org fa nataony ho sambatra!

Mahereza! ianao
Tsy ho foana tsy akory
Raha mbola misy koa ny farany
Tsy ho very ny ezakao
Voaraikitra ao anaty boky ho tsarovana.
....
Manana mpiandry mahatoky ianao,
Misotro amoron-drano mahavelona
Mahavelona!!!
Ho fahasoavana famindram-po hanaraka!!

Mahereza!! ianao
Tsy ho foana tsy akory
Raha mbola misy koa ny farany
Tsy ho very ny yhmbed ezakao
Voaraikitra ao anaty boky ho tsarovana.

Mahereza!! ianao
Tsy ho foana tsy akory
Raha mbola misy koa ny farany
Tsy ho very ny ezakao
Ho voaraikitra ao anaty boky ho tsarovana.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mickael Randriambololona
Hits : 693
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 27/11/2024 11:11
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306