Azony aho (Mickael Randriambololona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mbola haiko, Izay mety hiseho ao aoriana ao eh,
Ny mznd hany fantatro dia 'zao : "mbola hifikitra sy hifantoka Aminao aho"
Na dia baraingo satria tsy tompon'ny ampitsoko aho
Dia hatoky anao foana aho,
na ho voky na ho noana. (×2)

"Ampy ahy Ianao"
"JESOSY Ô !!",

Ref : Hazomy aho, hamita hatramin'ny farany ny hazakazako
Tazony aho, Aminao no tiako hifarana ny tantarako
Aza hafoy tononkira.serasera.org ehh.. ao amin'ny bokin'ny fiainana qcsdqzi
Fa te handova Ilay toerana tsara Indrindra, Izay efa nomaninao ho ahy.

Izay rehetra ho Avy, efa nankiniko aminao
F'izaho tsy mahalala, izay havoaky ny anio
Tsarovy aho JESOSY jbpmirsa oh, rehefa indro ianao hampiakatra.
Ataovy ao anatiny aho, mba ho isan'ireo tafiakatra. (×2)

Ref (×2)

Aza hafoy ehh.. ao amin'ny bokin'ny fiainana
Fa te handova Ilay toerana tsara Indrindra Izay efa nomaninao ho ahy...
Ohhh! "Ampy ho ahy Ianao!"
"Ampy ho ahy Ianao!"

Minohasina Tokiniaina Imanuëlà

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mickael Randriambololona
Vangy : 9
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hasina2829
Daty : 23/07/2026 18:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0312