Azony aho (Mickael Randriambololona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mbola haiko, Izay mety hiseho ao aoriana ao eh,
Ny hany fantatro dia 'zao : "mbola hifikitra sy hifantoka Aminao aho"
Na dia baraingo satria tsy tompon'ny ampitsoko aho
Dia hatoky anao foana aho,
na ho voky bcgi na ho noana. (×2)
"Ampy ahy Ianao"
"JESOSY Ô !!",
Ref : Hazomy aho, hamita hatramin'ny farany ny hazakazako
Tazony aho, Aminao no tiako hifarana ny tantarako
Aza hafoy ehh.. ao amin'ny bokin'ny fiainana
Fa te handova Ilay toerana tsara Indrindra, Izay efa nomaninao ho ahy.
Izay rehetra ho Avy, efa nankiniko aminao
F'izaho tsy mahalala, ykrcihpl tononkira.serasera.org izay havoaky ny anio
Tsarovy aho JESOSY oh, rehefa indro ianao hampiakatra.
Ataovy ao anatiny aho, mba ho isan'ireo tafiakatra. (×2)
Ref (×2)

Fa te handova Ilay toerana tsara Indrindra Izay efa nomaninao ho ahy...
Ohhh! "Ampy eqqkkta ho ahy Ianao!"
"Ampy ho ahy Ianao!"
Minohasina Tokiniaina Imanuëlà

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mickael RandriambololonaHits : 153
Likes : 0 Like
Created by : Hasina2829
Date : 23/07/2026 18:10