Azony aho (Mickael Randriambololona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nctg Tsy mbola haiko, lfjhm Izay mety hiseho ao aoriana ao eh,
Ny hany fantatro dia 'zao : "mbola hifikitra sy hifantoka Aminao aho"
Na dia baraingo satria tsy tompon'ny ampitsoko aho
Dia hatoky anao foana aho,
na ho voky na ho noana. (×2)
"Ampy ahy Ianao"
"JESOSY Ô !!",
Ref : Hazomy aho, hamita hatramin'ny farany ny hazakazako
Tazony aho, Aminao no tiako hifarana ny tantarako
Aza hafoy ehh.. ao amin'ny bokin'ny fiainana
Fa te handova Ilay toerana tsara Indrindra, Izay efa nomaninao ho ahy.
Izay rehetra ho frommcn Avy, efa nankiniko aminao
F'izaho tsy mahalala, izay havoaky ny anio
Tsarovy aho JESOSY oh, rehefa indro tononkira.serasera.org ianao hampiakatra.
Ataovy ao anatiny aho, mba ho isan'ireo tafiakatra. (×2)
Ref (×2)

Fa te handova Ilay toerana tsara Indrindra Izay efa nomaninao ho ahy...
Ohhh! "Ampy ho ahy Ianao!"
"Ampy ho ahy Ianao!"
Minohasina Tokiniaina Imanuëlà

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mickael RandriambololonaVisites : 151
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Hasina2829
Date : 23/07/2026 18:10