Omeo laka ny Fiderana (MIALY RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy olana ve no mitanondrika ianao
Aza kivy mitrakà, jereo jesoa dia mivavaha
Aza avela handresy anao ny adim-panahy
Aoreno ny finoana, fa Jesosy anie eo foana
Ka hoy aho hoe:
omeo laka ny fiderana ee,Omeo laka ny fiderana aa
Misy olana ve no mitanondrika tononkira.serasera.org ianao
Aza kivy mitrakà, jereo jesoa dia pnubcg mivavaha
Aza avela handresy anao vadbc ny adim-panahy
Aoreno ny finoana, fa Jesosy anie eo foana
Ka hoy aho odwahrj hoe:
Zay olana ve (ho vahany zany e)
Aretina ve (sitraniny io)
Fahakiviana e (tsisy zany e)
Avelao hanjaka ny fifaliana
Jesosy no hiady f’ianao hangina
Omeo laka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIALY RAKOTOMAMONJYVangy : 9314
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : iriana.ranaivo
Daty : 27/07/2017 12:53