HAMAFISIKO ILAY DINA (MIALY RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho irery sisa no tononkira.serasera.org mamisavisa Mieritreritra Anao
Ny andro koa efa cimojr hariva
Tsy hita izay hatao
Manina Anao ny foko,
ka misento rvvhm mitoloko
Mahatsiaro ireo mafy izay niaretanao
Jeso inona no nataoko Anao
No indro nafoinao ho ahy hatramin'ny ainao
Ny ato iote am-poko tsy hangina
Hamafisiko ilay dina
lanao irery Tompo ô
Ny andro koa efa cimojr hariva
Tsy hita izay hatao
Manina Anao ny foko,
ka misento rvvhm mitoloko
Mahatsiaro ireo mafy izay niaretanao
Jeso inona no nataoko Anao
No indro nafoinao ho ahy hatramin'ny ainao
Ny ato iote am-poko tsy hangina
Hamafisiko ilay dina
lanao irery Tompo ô
--------
Rohy:
Hevitra
mbahoirayihanyizyrehetra
(
16/04/2016 12:12)
Ianao irery Tompo ô no fiainako
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIALY RAKOTOMAMONJYVangy : 8215
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 22/04/2016 01:12
