Tsinjoko dia tsinjoko (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsinjoko dia tsinjoko
Ny fitiavanao ry czksgtm Tompo
Tsinjoko dia tsinjoko
Ny hatsaram-ponao
Satriko ihany Tompo, Tompo ô bhrgv !
Ny hidera anao
Satriko ihany Tompo, Tompo ô !
Ny hankalaza Anao
Satriko ihany Tompo, Tompo ô !
Ny hihoby anao

Io tagx marainao io, vao vaky masoandro
Tena gaga aho, vahotra aho anefa
Mibanjina, mandinika ireo asa-tananao

Io maraina io vao vaky masoandro
Na olona na biby na zava-boahary
Mavitrika avokoa noho ny herinao
Velom-bolo koa noho ny fitiavanao
Efa ao am-baravaranao
Dum !Dum tononkira.serasera.org ! Dum ! Dum
Mandona ao ny Tomponao
Dum !
Mandona ao ny Tomponao
Koa mba mamaly va ianao e !
Efa ao am-baravarana ao
Mandona ao ny Tomponao
Efa ao am-baravarana ao

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 15/09/2026 14:19)
Hira fiderana
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 14:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03