Tsapako (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsapako fa tononkira.serasera.org tsy hatraiza re
Ry Andriamanitra ô
Na ubmni ny antsako manako
Na ny feoko mikarantsana
Raha tsy feno ny fanahinao
‘Ty foko itoeran-karatsiana
Tsy ho menatra aho na tsy ho kivy
Tsy hatahotra aho ny hisorona
Ity fanahiko tsy mendrika
Eo anatrehanao Mpahary
Ry Mpahary ô
An !An !An !-driananahary ô
Ianao !Ianao !Ianao ! Ô ô ô
Mijery gemiz baerwbhu (2) mitanondrika
Ry Andriamanitra ô
Na ubmni ny antsako manako
Na ny feoko mikarantsana
Raha tsy feno ny fanahinao
‘Ty foko itoeran-karatsiana
Tsy ho menatra aho na tsy ho kivy
Tsy hatahotra aho ny hisorona
Ity fanahiko tsy mendrika
Eo anatrehanao Mpahary
Ry Mpahary ô
An !An !An !-driananahary ô
Ianao !Ianao !Ianao ! Ô ô ô
Mijery gemiz baerwbhu (2) mitanondrika
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 14:36
