Nitsangana ny Tompo (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aleloia (6)
Nitsangana tamin’ny maty tokoa
I RaJeso Tomponay
Koa dera laza hoby ho aho ro atolotray Aleloia

Farantsa telopolo ho aho
Ro namarotana azy
Kapoka sy daka ho aho
Ro natao azy
Diniho sy hevero ho aho Raolombelona Aleloia

Nijaly sy novoina ho aho
RaJeso zokinay
Noho iwtvdeid ny otanay ho aho
Ro no nahatonga izay
Koa nenina bevava ho aho no rkrcbwx setrin’izay tononkira.serasera.org Aleloia

Resiny ny fasana
Koa afaka izahay
Fa velogna tokoa anie
RaJeso Tomponay
Koa dera xovjrdje laza hoby ho aho ro atolotsay Aleloia

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 16/09/2026 09:04)
Hiran'ny Paka
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 8
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 09:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0314