Mba ho mpianatro (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba ho mpianatro (3x)
Aok’izay rehetra tia
Ny manaraka nraemyl ny dia
Izay nalehako hatrizay
Mba handao ny fahazarany
Sy hanova ny tantarany
Mba ho Paoly, Paoly vaovao indray

Aoka ny vrwb hazo fijaliana
Voton-dràko mikoriana
Izay madio fo
Mba ahatsapa fa voafetra
Ny fiainana rehetra
Izao fotoana tononkira.serasera.org (2) mety ho pqzeiifw ritra

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 15/09/2026 15:07)
Ilaozy ny zavatra rehetra ka avia manaraka ahy hoy ny Tompo
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 13
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 15:06
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0333