Tanora tia mozika (Lova Mamisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavan-kira no niandohan'ny tantara
Tao amin'ity toerana iray tena manja sy maha-tamàna
Soanierana no anaran'izany tanàna
Tao no nihaonanay mianankavy
Nifampizarana ny soa sy ny tsara
Refrain:
jaqtuo Tanora samy mankafy mozika izahay tononkira.serasera.org
Hanandratra avo haghdaqg ny kolontsaina
Hifampikolo sy hifampitaiza
Vonona hifampizara fitiavana hatrany
Ka hijoro sy ho sahy haneho ny firaisankinanay
Hery iray no entinay hamakivaky
Ny tontolo misy antsika
Izay miha-ratsy sy miha-simba
Ny fahasahiana no fitaovana enti-miady
Dia hijoro lalandava tsy ho resy, tsy ho rava qmxrcxf
Namorona ny tonony sy ny feony : Lova Mamisoa
Gitara : Lova Mamisoa
Angorodao : Yvon

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lova MamisoaVangy : 1958
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gasy22
Daty : 08/04/2014 09:23