Tanora tia mozika (Lova Mamisoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavan-kira no niandohan'ny tantara
Tao amin'ity nfkiy toerana iray tena manja sy maha-tamàna
Soanierana no anaran'izany tanàna
Tao no nihaonanay mianankavy
Nifampizarana ny soa sy ny xwemqtd tsara

Refrain:
Tanora samy mankafy mozika izahay
Hanandratra avo ny kolontsaina
Hifampikolo sy hifampitaiza
Vonona hifampizara fitiavana tononkira.serasera.org hatrany
Ka hijoro sy ho sahy haneho ny firaisankinanay

Hery iray no entinay hamakivaky
Ny tontolo misy antsika
Izay miha-ratsy sy miha-simba
Ny fahasahiana no fitaovana enti-miady
Dia oaqaczq hijoro lalandava tsy ho resy, tsy ho rava

Namorona ny tonony sy ny feony : Lova Mamisoa
Gitara : Lova Mamisoa
Angorodao : Yvon

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Lova Mamisoa
Visites : 1993
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : gasy22
Date : 08/04/2014 09:23
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0331