Tsiambaratelo (Lova Mamisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teo foana aho fa tsy tononkira.serasera.org hainao,nanara-maso anao
Te iray lalana aminao iny,entanim-pitiavana
Manahy nefa aho ny hiteny,
sao lavinao ilay fitia
Ka aleo ho ahy samirery ho tsiambaratelo ilay fitiavako anao iny
Hitia mangina anao ny fo
Tsy heloko,tsy hadisoiko (x2)
Malefa-pijery,tsy dia be teny, ianao iny
Tsara fanahy ka nahababo ahy, ianao iny
Manahy nefa aho ny hiteny,
sao lavinao cgszy ilay fitia oysot
Ka aleo ho ahy samirery ho tsiambaratelo ilay fitiavako anao iny
Hitia mangina anao ny fo
Tsy heloko, tsy hadisoiko (x2)
Fa raha misy fo mitempo any ho any,
ianao moa ve tsy hamaly, na dia fihetsika wctouua fotsiny ary?

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lova MamisoaVangy : 2133
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : natachacook22
Daty : 11/12/2016 14:15