You are here: home > Tononkira > Lova Mamisoa

Mozika hatrany (Lova Mamisoa)

https://tononkira.serasera.org/hira/lova-mamisoa/mozika-hatrany

Eo ambony tamboho no fihaonana (no fihaonana a!)
Miaraka amin'ny akama ao an-tanàna (x2)

Bridge:
Ao no mitendry gitara sady mihira
Ao no mitendry kabosy sady efa mba dôzidôzy

Refrain:
Ka satry foana hiaraka malaina ny hisaraka
Tsy hifandao
Faly hampiaram-peo, samy tsy mety ho leo
Tsy misy miala
NTsiky dia ampya eny andalana eny, na anaty fiara
Mozika ihany
Hatrany andakilasy, hatrany ampesana
Mozika hatrany

Eo ambony tamboho no fihaonana (no fihaonana a!)
Miaraka amin'ny akama ao an-tanàna (x2)

Bridge:
Ao no mitendry gitara sady mihira
Ao no mitendry kabosy sady efa mba dôzidôzy

AC : Lova Mamisoa
Arrangement/Accordéon : Yvon

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Lova Mamisoa
Mpamaky : 960
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : gasy22
Tamin'ny : 08/04/2014 12:32:01
ID : 6517

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo