You are here: home > Tononkira > Lova Mamisoa

Ry namako (Lova Mamisoa)


Raha mahatsiaro irery ianao indraindray, ry namako !
Raha mila fanampiana aza manahy fa antso tokana ihany dia
Ampy iantsonao ahy ry namako ! Aza miahiahy
Fiverenana:
Fa tsy tokana ianao ry sakaiza, tena marina
Tsy irery ianao ry akama fa aza matahotra
Tsarovy foana fa any amTsiky dia ampybadika any
Misy akama mahatsiaro anao hatrany
Fiverenana faharoa:
Fa tsy tokana ianao ry sakaiza, tena marina
Tsy irery ianao ry akama fa aza matahotra
Tsarovy foana fa any ambadika any
Misy akama tsy mba mahafoy izany

Namorona ny tonony sy ny feony: LOVA MAMISOA
Farara: YVON/ Gitara: LOVA MAMISOA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Lova Mamisoa
Mpamaky : 1521
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : gasy22
Tamin'ny : 07/04/2014 15:34:53
ID : 6508

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo