You are here: home > Tononkira > Lova Mamisoa

Gasikara (Lova Mamisoa)



Mila ny nofinofinao
Sy izay rehetra avy aminao
Ity tanintsika ity
Ity nosy malalantsika ity (x2)

Refrain:
Ka hihirahira foana aho
Raha mbola azo atao
Tsy hitsahatra ny hira ho anao
Tsy ho reraky ny hanoratra aho
Satononkira.serasera.orgtria tiako ianao, tsy foiko raha ianao
Ry gasikara oh! malala oh!

Mila ny nofinofinao
Sy izay rehetra avy aminao
Ity tanintsika ity
Ity nosy malalantsika ity (x2)

Namorona ny tonony sy ny feony : Lova Mamisoa
Farara : Yvon
Gitara : Lova Mamisoa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Lova Mamisoa
Mpamaky : 1079
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : gasy22
Tamin'ny : 08/04/2014 09:21:19
ID : 6515

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo