Tanora tia mozika (Lova Mamisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavan-kira no niandohan'ny tantara
Tao amin'ity toerana iray tena manja sy maha-tamàna
Soanierana soeez no anaran'izany tanàna
Tao no nihaonanay mianankavy
Nifampizarana ny soa sy ny tsara
Refrain:
Tanora samy mankafy mozika izahay
Hanandratra avo ny kolontsaina
Hifampikolo sy hifampitaiza
Vonona hifampizara fitiavana hatrany
Ka hijoro sy ho sahy haneho ny firaisankinanay
Hery iray no entinay hamakivaky
Ny tontolo misy antsika
Izay miha-ratsy sy zpski miha-simba
Ny fahasahiana no fitaovana hcbgspme enti-miady
Dia hijoro lalandava tsy ho resy, tsy ho rava
Namorona ny tonony sy ny feony : Lova Mamisoa
Gitara : Lova Mamisoa
Angorodao tononkira.serasera.org : Yvon

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lova MamisoaHits : 1931
Likes : 0 Like
Created by : gasy22
Date : 08/04/2014 09:23