You are here: home > Tononkira > Lova Mamisoa

'Ndao hifaly (Lova Mamisoa)

Oh! ry tanora e! ahoana e!
Oh! ry tanora e! ahoana ho'aho!
Akory ianareo ? salama e!
Andao mba hiara-hivazo sy hihira hoe:

Refrain:
Faly fa tafahoana indray isika androany
Hitsinjaka hiaraka amin'ny gitara
Ka tsy tononkira.serasera.orgmisy miala ho ento aty ny akama
Hiaraka hikorana

Oh! ry be antitra e! ahoana e!
Oh! ry be antitra e! ahoana ho'aho!
Akory ianareo ? salama e!
Andao mba hiara-hivazo sy hihira hoe:

Namorona ny tonony sy ny feony : Lova Mamisoa
Tam tam : Yvon

Mpihira : Lova Mamisoa
Mpamaky : 1521
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : gasy22
Tamin'ny : 08/04/2014 07:23:20
ID : 6512

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo