You are here: home > Tononkira > Lova Mamisoa

Izao feonkira izao (Lova Mamisoa)

https://tononkira.serasera.org/hira/lova-mamisoa/izao-feonkira-izao

Injany reko manantona ahy feom-balihy
Efa henoko manakoako
Miantsoantsoa mafy ahy izy sy ny gitara

Hanome tsiky ho anao ny feon'angorodao
Toy ny masoandro feno hazavàna
Hitondra ainga vao izao feonkira iTsiky dia ampyzao

Refrain:
Feom-balihy no hampihira anao
Hampadihy sy hampifalifaly ery
Feon'angorodao no hampilalao
Hanala izay rehetra olanao

Namorona ny tonony sy ny feony : Lova Mamisoa
Valihy : Baina
Angorodao : Yvon
Violon : Rakoto

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Lova Mamisoa
Mpamaky : 936
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : gasy22
Tamin'ny : 08/04/2014 12:56:58
ID : 6521

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo