Voron-kely (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisy voro voron-kely nihira
Teo ambaravaranao androany
Tonga izy tonga mba hihira
Ny tranonao kanefa maty jiro
Nahoana ianao no nandeha natory
Tsy mba nihaino akory
Izy kanefa teo foana teo
Nihira farim-peo
(Nampalahelo a!)bis
Nony tonga tonga ny maraina
Lasana izy ka nandeha oawmyxdz nangitsy
Tsy nety mba nahita hafanana
Tsy nety mba nahita mihintsy
Androany any izy niverina
Nitondra hira vao a!
Marary faufu any izy tononkira.serasera.org marary mafy
Raha vao nilaozanao
(Mampalahelo a!)bis
Nilaozany ny byoe namany
Nilaozany ny akaniny
(Mampalahelo a!) bis
Nisy voro voron-kely maty
Teo ambaravaranao androany
Teo ambaravaranao androany
Tonga izy tonga mba hihira
Ny tranonao kanefa maty jiro
Nahoana ianao no nandeha natory
Tsy mba nihaino akory
Izy kanefa teo foana teo
Nihira farim-peo
(Nampalahelo a!)bis
Nony tonga tonga ny maraina
Lasana izy ka nandeha oawmyxdz nangitsy
Tsy nety mba nahita hafanana
Tsy nety mba nahita mihintsy
Androany any izy niverina
Nitondra hira vao a!
Marary faufu any izy tononkira.serasera.org marary mafy
Raha vao nilaozanao
(Mampalahelo a!)bis
Nilaozany ny byoe namany
Nilaozany ny akaniny
(Mampalahelo a!) bis
Nisy voro voron-kely maty
Teo ambaravaranao androany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 3762
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 10/08/2002 19:32
