Voron-kely (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisy tononkira.serasera.org voro voron-kely nihira
Teo ambaravaranao androany
Tonga izy tonga mba hihira
Ny tranonao kanefa maty jiro
Nahoana ianao no nandeha natory
Tsy mba nihaino akory
Izy kanefa xjnkgkx teo foana teo
Nihira farim-peo
(Nampalahelo a!)bis
Nony tonga tonga ny maraina
Lasana izy ka nandeha nangitsy
Tsy nety mba nahita hafanana
Tsy nety mba nahita mihintsy
Androany any izy niverina
Nitondra hira vao a!
kbjnuama Marary any izy marary mafy
Raha vao nilaozanao
(Mampalahelo a!)bis
Nilaozany ny namany
Nilaozany ny akaniny
(Mampalahelo a!) bis
pacqre Nisy voro voron-kely maty
Teo ambaravaranao androany
Teo ambaravaranao androany
Tonga izy tonga mba hihira
Ny tranonao kanefa maty jiro
Nahoana ianao no nandeha natory
Tsy mba nihaino akory
Izy kanefa xjnkgkx teo foana teo
Nihira farim-peo
(Nampalahelo a!)bis
Nony tonga tonga ny maraina
Lasana izy ka nandeha nangitsy
Tsy nety mba nahita hafanana
Tsy nety mba nahita mihintsy
Androany any izy niverina
Nitondra hira vao a!
kbjnuama Marary any izy marary mafy
Raha vao nilaozanao
(Mampalahelo a!)bis
Nilaozany ny namany
Nilaozany ny akaniny
(Mampalahelo a!) bis
pacqre Nisy voro voron-kely maty
Teo ambaravaranao androany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lolo sy ny tarinyVisites : 3918
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 10/08/2002 19:32
