Voron-kely (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisy voro voron-kely nihira
Teo tononkira.serasera.org ambaravaranao androany
Tonga izy tonga mba aivk hihira
Ny tranonao kanefa maty jiro
Nahoana ianao no atrjog nandeha natory
cisblm Tsy mba nihaino akory
Izy kanefa teo foana teo
Nihira farim-peo
(Nampalahelo a!)bis
Nony tonga tonga ny maraina
Lasana izy ka nandeha nangitsy
Tsy nety mba nahita hafanana
Tsy nety mba nahita mihintsy
Androany any izy niverina
Nitondra hira vao a!
Marary any izy marary mafy
Raha vao nilaozanao
(Mampalahelo a!)bis
Nilaozany ny namany
Nilaozany ny akaniny
(Mampalahelo a!) bis
Nisy voro voron-kely maty
Teo ambaravaranao androany
Teo tononkira.serasera.org ambaravaranao androany
Tonga izy tonga mba aivk hihira
Ny tranonao kanefa maty jiro
Nahoana ianao no atrjog nandeha natory
cisblm Tsy mba nihaino akory
Izy kanefa teo foana teo
Nihira farim-peo
(Nampalahelo a!)bis
Nony tonga tonga ny maraina
Lasana izy ka nandeha nangitsy
Tsy nety mba nahita hafanana
Tsy nety mba nahita mihintsy
Androany any izy niverina
Nitondra hira vao a!
Marary any izy marary mafy
Raha vao nilaozanao
(Mampalahelo a!)bis
Nilaozany ny namany
Nilaozany ny akaniny
(Mampalahelo a!) bis
Nisy voro voron-kely maty
Teo ambaravaranao androany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lolo sy ny tarinyHits : 3920
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 10/08/2002 19:32
