Veloma no atao (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy voalohany misy tononkira.serasera.org ladrs farany
Ny hira izay atao
Ka indro ry tiana ny ahy
Ho faranako eto rswm izao
REF:
Androany aho avelao hody
F’efa vizana
Tsy mahita hira intsony
Izay mety hatolotra anao
Mangovitra ny molotro
F’efa reraka tokoa
Raha mbola hanohy eto ihany
Ny feoko tsy haharaka izany
REF: mcso
Raha ny fitiavako ny hira
Tsy ho tapitra akory
Mamerina ny famangina
Avelao aho mba hatory
REF:
Ny hira izay atao
Ka indro ry tiana ny ahy
Ho faranako eto rswm izao
REF:
Androany aho avelao hody
F’efa vizana
Tsy mahita hira intsony
Izay mety hatolotra anao
Mangovitra ny molotro
F’efa reraka tokoa
Raha mbola hanohy eto ihany
Ny feoko tsy haharaka izany
REF: mcso
Raha ny fitiavako ny hira
Tsy ho tapitra akory
Mamerina ny famangina
Avelao aho mba hatory
REF:
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lolo sy ny tarinyVisites : 3637
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 21/03/2002 22:29
