Veloma no atao (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy euyrz voalohany misy farany
Ny hira izay atao
Ka indro ry tiana ny tononkira.serasera.org ahy
Ho izwblf faranako eto izao
REF:
Androany aho avelao hody
F’efa vizana
Tsy mahita hira intsony
Izay mety hatolotra anao
Mangovitra ny xzmch molotro
F’efa reraka tokoa
Raha mbola hanohy eto ihany
Ny feoko tsy haharaka izany
REF:
Raha ny fitiavako ny hira
Tsy ho tapitra akory
Mamerina ny famangina
Avelao aho mba hatory
REF:
Ny hira izay atao
Ka indro ry tiana ny tononkira.serasera.org ahy
Ho izwblf faranako eto izao
REF:
Androany aho avelao hody
F’efa vizana
Tsy mahita hira intsony
Izay mety hatolotra anao
Mangovitra ny xzmch molotro
F’efa reraka tokoa
Raha mbola hanohy eto ihany
Ny feoko tsy haharaka izany
REF:
Raha ny fitiavako ny hira
Tsy ho tapitra akory
Mamerina ny famangina
Avelao aho mba hatory
REF:
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lolo sy ny tarinyVisites : 3592
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 21/03/2002 22:29
