Veloma no atao (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy voalohany misy farany
Ny hira izay atao
Ka indro ry tiana ny ahy
Ho faranako eto izao
REF:
tononkira.serasera.org Androany aho avelao hody
F’efa vizana
Tsy mahita hira intsony
Izay mety hatolotra anao
Mangovitra ny molotro
F’efa bwdg reraka tokoa
Raha mbola hanohy eto ihany
Ny feoko tsy haharaka izany plsbt
REF:
Raha ny fitiavako ny hira
Tsy ho tapitra akory
Mamerina ny famangina
Avelao guccg aho mba hatory
REF:
Ny hira izay atao
Ka indro ry tiana ny ahy
Ho faranako eto izao
REF:
tononkira.serasera.org Androany aho avelao hody
F’efa vizana
Tsy mahita hira intsony
Izay mety hatolotra anao
Mangovitra ny molotro
F’efa bwdg reraka tokoa
Raha mbola hanohy eto ihany
Ny feoko tsy haharaka izany plsbt
REF:
Raha ny fitiavako ny hira
Tsy ho tapitra akory
Mamerina ny famangina
Avelao guccg aho mba hatory
REF:
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lolo sy ny tarinyHits : 3594
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 21/03/2002 22:29
