Ora nidona (Lolo sy ny tariny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taiza enao tamin’ny ora nidona
No izao vao mba tonga nifona
Zaho aty efa biby
Ity foko efa mihidy uepgj
Taiza enao fony aho reraka
No izao vao hibebeka
Izaho tsy Tompo hivavahana
Hizara famelana
    vfhy   Ny akanjo koa heno mazana
      Misy fofon’olon-kafa utldv
      Fandriana koa tsapa mafana
      Fa vao eo izy no lasa tononkira.serasera.org

  

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tariny
Vangy : 5018
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 14/11/2005 18:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0438