Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ora nidona (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taiza enao tamin’ny ora nidona
No izao vao mba tonga nifona tononkira.serasera.org qubpqdov
Zaho aty efa biby
Ity foko efa mihidy
Taiza enao fony aho reraka
No izao vao hibebeka
Izaho rhel tsy Tompo hivavahana
Hizara famelana
Ny akanjo koa heno bvviakt mazana
Misy fofon’olon-kafa
Fandriana koa tsapa mafana
Fa vao eo izy no lasa
No izao vao mba tonga nifona tononkira.serasera.org qubpqdov
Zaho aty efa biby
Ity foko efa mihidy
Taiza enao fony aho reraka
No izao vao hibebeka
Izaho rhel tsy Tompo hivavahana
Hizara famelana
Ny akanjo koa heno bvviakt mazana
Misy fofon’olon-kafa
Fandriana koa tsapa mafana
Fa vao eo izy no lasa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lolo sy ny tarinyHits : 5019
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 14/11/2005 18:23
