Ora nidona (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taiza enao tamin’ny ora nidona
No izao vao mba vnkf tonga nifona
Zaho aty efa biby
Ity foko efa mihidy
Taiza enao fony aho reraka
No izao vao hibebeka
Izaho tsy Tompo hivavahana
Hizara famelana
rsre Ny akanjo koa heno mazana
Misy fofon’olon-kafa
Fandriana gzdn koa tsapa mafana
tononkira.serasera.org Fa vao eo izy no lasa
No izao vao mba vnkf tonga nifona
Zaho aty efa biby
Ity foko efa mihidy
Taiza enao fony aho reraka
No izao vao hibebeka
Izaho tsy Tompo hivavahana
Hizara famelana
rsre Ny akanjo koa heno mazana
Misy fofon’olon-kafa
Fandriana gzdn koa tsapa mafana
tononkira.serasera.org Fa vao eo izy no lasa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lolo sy ny tarinyVisites : 5017
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 14/11/2005 18:23
