Maninona (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maninona é zany havako no tomany.
Tonga izaho namanao mba manontany.
Lasana izy hono omaly namela alahelo
Mba ho namanao.
Ianao tsy irery f’izaho tononkira.serasera.org no tonga
Hitondra kilalao.
Maninona é raha takariko ho anao
Iny volana iny ho ataonao ksege kilalao.
Ho avy indray ny ampitso hitondra valiha aho
ka hitobaka eto.
Raha sendra tsisy izany
Tsisy hitomaniana
Zaho anilanao.
Iny volana iny tsy luqedofk tsinjon’ny olona faly
Fa natao ho anao olona mijaly.
Ny heriko manontolo no atambatro
Hampitsiky anao.
Volana sy tontolo no halatsako
Eo an-tongotrao.
Maninona é zany havako no tomany.
Tonga izao namanao whwyf mba manontany.
Ny heriko manontolo no atambatro
Hampitsiky anao.
Volana sy tontolo no halatsako
Eo an-tongotrao.
Tonga izaho namanao mba manontany.
Lasana izy hono omaly namela alahelo
Mba ho namanao.
Ianao tsy irery f’izaho tononkira.serasera.org no tonga
Hitondra kilalao.
Maninona é raha takariko ho anao
Iny volana iny ho ataonao ksege kilalao.
Ho avy indray ny ampitso hitondra valiha aho
ka hitobaka eto.
Raha sendra tsisy izany
Tsisy hitomaniana
Zaho anilanao.
Iny volana iny tsy luqedofk tsinjon’ny olona faly
Fa natao ho anao olona mijaly.
Ny heriko manontolo no atambatro
Hampitsiky anao.
Volana sy tontolo no halatsako
Eo an-tongotrao.
Maninona é zany havako no tomany.
Tonga izao namanao whwyf mba manontany.
Ny heriko manontolo no atambatro
Hampitsiky anao.
Volana sy tontolo no halatsako
Eo an-tongotrao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 21073
Mpankafy : 5 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 25/01/2002 13:59
