Maninona (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maninona whjzxlw é zany havako no tomany.
Tonga izaho namanao mba manontany.
Lasana izy hono omaly namela alahelo
Mba ho namanao.
Ianao tsy irery f’izaho no tonga
Hitondra kilalao.
Maninona é raha takariko ho anao
Iny volana iny ho ataonao kilalao.
Ho avy indray ny ampitso hitondra valiha aho
ka hitobaka eto.
Raha sendra tsisy izany
Tsisy hitomaniana
Zaho anilanao.
Iny volana iny tsy tsinjon’ny olona faly
Fa natao ho anao olona mijaly.
Ny heriko ifvuo manontolo no atambatro
Hampitsiky anao.
Volana sy tontolo no halatsako
Eo smdw an-tongotrao.
Maninona é zany havako no tomany.
Tonga izao namanao mba manontany.
Ny heriko manontolo no atambatro
Hampitsiky anao.
Volana sy tononkira.serasera.org tontolo no halatsako
Eo an-tongotrao.
Tonga izaho namanao mba manontany.
Lasana izy hono omaly namela alahelo
Mba ho namanao.
Ianao tsy irery f’izaho no tonga
Hitondra kilalao.
Maninona é raha takariko ho anao
Iny volana iny ho ataonao kilalao.
Ho avy indray ny ampitso hitondra valiha aho
ka hitobaka eto.
Raha sendra tsisy izany
Tsisy hitomaniana
Zaho anilanao.
Iny volana iny tsy tsinjon’ny olona faly
Fa natao ho anao olona mijaly.
Ny heriko ifvuo manontolo no atambatro
Hampitsiky anao.
Volana sy tontolo no halatsako
Eo smdw an-tongotrao.
Maninona é zany havako no tomany.
Tonga izao namanao mba manontany.
Ny heriko manontolo no atambatro
Hampitsiky anao.
Volana sy tononkira.serasera.org tontolo no halatsako
Eo an-tongotrao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lolo sy ny tarinyVisites : 21072
Préférés : 5 J'aime
Ajouté par : Heriniaina
Date : 25/01/2002 13:59
