Maninona

Lohateny Maninona
Nampiditra madscar020
Tamin'ny 13/05/2006 23:07
Vangy : 888
manintsy kely an' ilay tondrom-peo an' i tatiana fotsiny aho. :-)


Am              G    C      Em
Maninona é zany havako no tomany.
Am              G   C        Em 
Tonga izaho namanao mba manontany.
       dm         Am      F       C
Lasana izy hono omaly namela alahelo
G          Em
Mba ho namanao.
  dm        Am    F        C
Ianao tsy irery f'izaho no tonga
G            Em
Hitondra kilalao.



Maninona é raha takariko ho anao

Iny volana iny ho ataonao kilalao.

Ho avy indray ny ampitso hitondra valiha aho

ka hitobaka eto.

Raha sendra tsisy izany

Tsisy hitomaniana

Zaho anilanao.



Iny volana iny tsy tsinjon'ny olona faly

Fa natao ho anao olona mijaly.

Ny heriko manontolo no atambatro

Hampitsiky anao.

Volana sy tontolo no halatsako

Eo an-tongotrao.



Maninona é zany havako no tomany.

Tonga izao namanao mba manontany.

Ny heriko manontolo no atambatro

Hampitsiky anao.

Volana sy tontolo no halatsako

Eo an-tongotrao.

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0083