PETITES ANNONCES (Lalie Andriamazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
PETITES ANNONCES
(FILAZANA AN-GAZETY)
Filazana an-gazety
No nandramany raha mety
Hampiverina ilay malalany
Ffa tsy fantany izay lalany
Tapa-bolana eo ho eo
No nandaozany njmdaaf ny trano
Tsy hainy akory izay niseho
F’izao izy idiran’angano
Asa lahy izay ho dvichqp vokany
F’ity no hany lokalokany
Hampiverina ilay malalany,
Hampitodi-doha indray ny lalany
Tan-gazety tao daholo
Ny ao am-pony manontolo
Tsy henatra, tsy nananan-kambo,
Ny fiainany aza loza sy antambo
Tsy hita moa fa mymr rehefa voa
Mipenipenina etsy sy eroa
Fadiranovana tokoa
tononkira.serasera.org
(FILAZANA AN-GAZETY)
Filazana an-gazety
No nandramany raha mety
Hampiverina ilay malalany
Ffa tsy fantany izay lalany
Tapa-bolana eo ho eo
No nandaozany njmdaaf ny trano
Tsy hainy akory izay niseho
F’izao izy idiran’angano
Asa lahy izay ho dvichqp vokany
F’ity no hany lokalokany
Hampiverina ilay malalany,
Hampitodi-doha indray ny lalany
Tan-gazety tao daholo
Ny ao am-pony manontolo
Tsy henatra, tsy nananan-kambo,
Ny fiainany aza loza sy antambo
Tsy hita moa fa mymr rehefa voa
Mipenipenina etsy sy eroa
Fadiranovana tokoa
tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalie AndriamazavaVangy : 2902
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hasimbola
Daty : 22/04/2003 10:56
