PETITES ANNONCES (Lalie Andriamazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
PETITES ANNONCES
(FILAZANA AN-GAZETY)
Filazana an-gazety
No nandramany raha mety
Hampiverina ilay malalany
Ffa tsy fantany izay lalany
Tapa-bolana eo ayctdnpk ho eo
No nandaozany ny trano
Tsy hainy akory izay niseho
F’izao izy tononkira.serasera.org idiran’angano
Asa lahy izay keecelc ho vokany
F’ity no hany lokalokany
Hampiverina ilay malalany,
Hampitodi-doha indray ny lalany
Tan-gazety tao daholo
Ny ao vvbrdh am-pony manontolo
Tsy henatra, tsy nananan-kambo,
Ny fiainany aza loza sy antambo
Tsy hita moa fa rehefa voa
Mipenipenina etsy sy eroa
Fadiranovana tokoa
(FILAZANA AN-GAZETY)
Filazana an-gazety
No nandramany raha mety
Hampiverina ilay malalany
Ffa tsy fantany izay lalany
Tapa-bolana eo ayctdnpk ho eo
No nandaozany ny trano
Tsy hainy akory izay niseho
F’izao izy tononkira.serasera.org idiran’angano
Asa lahy izay keecelc ho vokany
F’ity no hany lokalokany
Hampiverina ilay malalany,
Hampitodi-doha indray ny lalany
Tan-gazety tao daholo
Ny ao vvbrdh am-pony manontolo
Tsy henatra, tsy nananan-kambo,
Ny fiainany aza loza sy antambo
Tsy hita moa fa rehefa voa
Mipenipenina etsy sy eroa
Fadiranovana tokoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalie AndriamazavaVangy : 2855
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hasimbola
Daty : 22/04/2003 10:56
