MIANDRY ANAREO (Lalie Andriamazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha misy ny manjo ka manirery
Dia hhyeo asa raha mba tsapanao
fa mahatsiaro ho tena very ka lao
toa nofy ratsy daholo
Izay rehetra an’eritreritra
Tsy andry izay haha-folo
Tsy aritra
Rahoviana no hihaona
Ry zalahy ry zavavy
tononkira.serasera.org Mbola hisy ny fotoana
Hihaonantsika mianakavy
Manjohy manaraka anao eny foana
Izay mety ho fahatsiarovana
Ka satry re ny saina
Ho babangoana fa torovana
Ry any ambadika any ho any
Mba mahatsiaro ve ’nareo
Ny aty dia mitomany mitoreo
Miandry anareo
ayvvx Tafahaona indray hiara hihira
Hiaraka hilalao, fifaliana
blqp Hankafy mozika
Hiaraka hikorana tsy hifandao
Tsy hifanary fa hilalao
Ka malai-misaraka
Dia hhyeo asa raha mba tsapanao
fa mahatsiaro ho tena very ka lao
toa nofy ratsy daholo
Izay rehetra an’eritreritra
Tsy andry izay haha-folo
Tsy aritra
Rahoviana no hihaona
Ry zalahy ry zavavy
tononkira.serasera.org Mbola hisy ny fotoana
Hihaonantsika mianakavy
Manjohy manaraka anao eny foana
Izay mety ho fahatsiarovana
Ka satry re ny saina
Ho babangoana fa torovana
Ry any ambadika any ho any
Mba mahatsiaro ve ’nareo
Ny aty dia mitomany mitoreo
Miandry anareo
ayvvx Tafahaona indray hiara hihira
Hiaraka hilalao, fifaliana
blqp Hankafy mozika
Hiaraka hikorana tsy hifandao
Tsy hifanary fa hilalao
Ka malai-misaraka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalie AndriamazavaVangy : 4619
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/03/2003 20:19
