Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsarovy fa...(gologota) (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Gologota re
Teo no namoizan'ny Tompo ny ainy
Nefa ny rany latsaka, no tonga fanadiovana ho an'ny tany
Gologota re, teo no nandraisana famonjena lehibe
Ka nanafaka ahy tao anatin'ny aizin'ny fahafatesana
Gologota re,teo no navitrany ilay fihavanana
tamin'ny olona sy Andriamanitra,
ary koa ny tany sy ny lanitra
Gologota re uzdvp teo no maty ilay adama ela tato anatiko
Ka nananganany ahy ho olom baovao
ka tonga zanany.
Ref: Tsy nanavaka izy
satria ny olona efa samy nanota
tsy pmlaqu mba sitrany ho very
Na jiosy izay, na jentilisa
Fa ny faniriany anefa, dia evgv ny iraisantsika
Amin'ny fanjakan'i Ray
Nefa tsarovy fa
Gologota re, no nobanjinin'izao tontolo izao
Teo ny Tompo no nitaraina noho ny amintsika e..
Gologota tononkira.serasera.org re, no tsarovy fa
Teo ny fahazavan'ny Tompo no niposaka
ka namerenany indray
Antsika handova ny saha edenany.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 1098
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 20/03/2017 10:31