Mpandresy (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandrato ny tononkira.serasera.org hoby, asandrato ny rpxo hosana
Fa nandresy Jesosy, resy ny uqgezvl fasana

Lehilahy mahery Izy e,
Zanak'Andriamanitra
Feno ny fahefana
Be voninahitra

Asandrato.....

Ko mifalia, miravoa
Ankalazao ny Tompo
Fandresena ho anao
Jesosy nitsangana

Mpandresy e, mpandresy e
Mpandresy Jesosintsika e
Mpandesy dwtbtgux e, mpandresy e
Velona mandrakizay

Asandrato.....

A/C : Fiononana Christian

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0322