Izahay dia hifaly ao amin'i Jesosy (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nydkmebf Izahay dia hifaly ao amin'i Jesosy oh(*3)
satria Izay no Andriamanitray
Izay hataonay dia ho an'i Jesosy jtvrnc (*3)
satria Izy no mpamonjinay
Ny andronay dia ho an'i tkox Jesosy (*3)
satria Izy no mpanjakanay
ny fitiva-tena, ny fankahalana dia tsy ahatonga anao any an-danitra
sao mihevitra ianao fa ity fiainana ity tsy hitohy intsony f'efa tapitra
ka hanaovanao ireo adalana izay tsy fantatrao fa ny satana re
aoka fotsiny fa tsy zakanao ny andro farany
miova hialao ny toetra ratsy
miova mba hitovy amin'ny dada pasy
tsy hitory afatsy ny fahamarinana
zay pasipaoro hidirana amin'ny fiadanana
mibebaha tsy tononkira.serasera.org angano ny afobe
ka hoe hiaraka hitono vomanga be
fa ianao aloha dia tsy ho afabela amin'izay hatao
ka i lavarambo hitanisa izany eo antsofinao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 767
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : kiadii
Daty : 23/02/2022 19:34