Eo anilanao no tiako (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsapako tokoa fa mpanota aho ry Ray o
Tsy mendrika ny antsoina ho zanakao
Ny heloko izay vitako taminao
Dia hivalozako tokoa
Ny fanantenana ato anatiko
Dia ho voasasanao ho voadio
Na mena toy ny jaky aza ny otanareo
Dia ho fotsiako toy ny oram-panala
Ka misaotra anao ry Ray o fa efa notiavinao
Eny na tsy mendrika aza miantso ny tononkira.serasera.org anaranao
Ray o miantso anao zahay, ny andro sisa ety iriko
ho anao mandrakizay fa eo anilanao no tiako
Ny fiainako rehetra ankiniko aminao
Honerako indray reo lasa taloha
Vonona aho hanoa bjiah ny antsonao
Manolotena aho ka iraho
Ho mpiasa tsara matoky anao bvftmid qhrj indrindra
No toetra mba hiriko ao anatiko ao
Ho lovako izay sarobidy indrindra
Ho satro-boninahitro
Tsy mendrika ny antsoina ho zanakao
Ny heloko izay vitako taminao
Dia hivalozako tokoa
Ny fanantenana ato anatiko
Dia ho voasasanao ho voadio
Na mena toy ny jaky aza ny otanareo
Dia ho fotsiako toy ny oram-panala
Ka misaotra anao ry Ray o fa efa notiavinao
Eny na tsy mendrika aza miantso ny tononkira.serasera.org anaranao
Ray o miantso anao zahay, ny andro sisa ety iriko
ho anao mandrakizay fa eo anilanao no tiako
Ny fiainako rehetra ankiniko aminao
Honerako indray reo lasa taloha
Vonona aho hanoa bjiah ny antsonao
Manolotena aho ka iraho
Ho mpiasa tsara matoky anao bvftmid qhrj indrindra
No toetra mba hiriko ao anatiko ao
Ho lovako izay sarobidy indrindra
Ho satro-boninahitro
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 820
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 14:14
