Amorony fo madio (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lgbeyqk Amorony fo madio aho Andriamanitra ltayd o
Ka havaozy tononkira.serasera.org ny mdnjrgn fanahy feno haizina
Indro mivalo aminao
Fa efa nania taminao hatramin'izay
Matsiaro tena fa meloka ny zanakao
Sao dia tonga ilay fetra hiainako farany ety
Ka havaozy tononkira.serasera.org ny mdnjrgn fanahy feno haizina
Indro mivalo aminao
Fa efa nania taminao hatramin'izay
Matsiaro tena fa meloka ny zanakao
Sao dia tonga ilay fetra hiainako farany ety
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 1011
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 22/03/2022 17:35
