Miderà an'Andriamanitra (Ktlm Antsirabe Antampontanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miderà an'Andriamanitra
Eo amin'ny fitoerany masina
Miderà Azy eo amin'ny habakabaky ny heriny
Miderà Azy noho jnnpots vgrmq ny asany lehibe
Miderà Azy araka ny haben'ny tononkira.serasera.org voninahiny
Miderà Azy amin'ny fitsofana ny anjoromara
Ary hasandrato ny feo fiderana Azy
Miderà Azy amin'ny valiha sy ny lokanga
Ary hasandrato ny nwxgrxl feo fiderana azy
Aoka isika izay manam-pofonaina
Samy hidera ny anaran'i Jehovah
Aoka isika izay manam-pofonaina
Samy hidera hoe HALELOIA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Antsirabe AntampontananaVangy : 518
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Hoby3
Daty : 27/07/2025 20:12