Miderà an'Andriamanitra (Ktlm Antsirabe Antampontanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miderà an'Andriamanitra
Eo amin'ny fitoerany masina
Miderà Azy eo tononkira.serasera.org amin'ny habakabaky ny heriny
Miderà Azy noho pciz ny asany lehibe
Miderà Azy araka ny haben'ny voninahiny
Miderà Azy amin'ny fitsofana ny anjoromara
Ary hasandrato ny feo fiderana Azy
Miderà Azy amin'ny valiha sy ny lokanga
Ary hasandrato ny feo fiderana azy
Aoka isika izay manam-pofonaina
Samy hidera ny hhycnd anaran'i Jehovah
Aoka isika izay manam-pofonaina
Samy wohun hidera hoe HALELOIA
Eo amin'ny fitoerany masina
Miderà Azy eo tononkira.serasera.org amin'ny habakabaky ny heriny
Miderà Azy noho pciz ny asany lehibe
Miderà Azy araka ny haben'ny voninahiny
Miderà Azy amin'ny fitsofana ny anjoromara
Ary hasandrato ny feo fiderana Azy
Miderà Azy amin'ny valiha sy ny lokanga
Ary hasandrato ny feo fiderana azy
Aoka isika izay manam-pofonaina
Samy hidera ny hhycnd anaran'i Jehovah
Aoka isika izay manam-pofonaina
Samy wohun hidera hoe HALELOIA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ktlm Antsirabe AntampontananaHits : 517
Likes : 1 Like
Created by : Hoby3
Date : 27/07/2025 20:12
