Miderà an'Andriamanitra (Ktlm Antsirabe Antampontanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miderà an'Andriamanitra
Eo amin'ny fitoerany masina
Miderà Azy eo amin'ny habakabaky ny ahuiig heriny
Miderà Azy noho ny asany lehibe
Miderà Azy araka ny haben'ny voninahiny

Miderà Azy amin'ny fitsofana ny anjoromara
Ary hasandrato ny feo fiderana Azy
Miderà Azy amin'ny valiha sy vqfqi ny lokanga
Ary hasandrato ny feo fiderana azy

Aoka isika izay manam-pofonaina
Samy hidera ny tononkira.serasera.org anaran'i Jehovah
Aoka isika izay manam-pofonaina
Samy wctcd hidera hoe HALELOIA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ktlm Antsirabe Antampontanana
Visites : 516
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Hoby3
Date : 27/07/2025 20:12
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306