Fiderana (Ktlm Antsirabe Antampontanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1[Ho derainay mandrakizay ny Anaranao Tompo nlpolx Andriamanitra ô!
Tompo mpanjakanay, nanao izao rehetra izao
Ka ny androm-piainanay rehetra dia ankalazaina Anao
Satria lehibe tokoa ny fitiavanao anay ah!
Fa raha tsy teo Ianao dia tsy ho toa tononkira.serasera.org izao 'zahay
Ka inhjebrm ny hira fiderana dia hira vaovao]×2

[Ka raiso re ry Tompo izao fiderana izao
F'efa napetrao ho eo am-bavako
Ka mba hankasitrao fa vokatry ny fo
Ny HALELOIA sy HOSANA tena ho Anao tokoa
Tena ho Anao tokoa]×2

Ho derainay mandrakizay ny anaranao Tompo Andriamanitra ô!
Tompo......

2[Ô ry Jesosy Tomponay velon-tsaotra mihoby midera Anao
Noho ny fatongavanao eto @ izao tontolo izao
Enga anie ka hitoetra mazava ato am-po sy fanahinay
Ny avotra vitanao izay famonjena anay ah!
Ka mba tolory saina sy ny talenta vao
Hahazoany mihira ny fiderana Anao]×2

[Ny asa izay omenao atao antsitrapo
Ho voninahitra Jehovah Ray Tsitoha
Ka jpzfkddc mba omeo hery omeo zotom-po
Dia aza avelanao irery fa mba tohano koa
Fa mba tohano ko]×2

Ô ry Jesosy Tomponay velon-tsaotra mihoby midera Anao
Noho ny.....

Hahazoanay mihira ny fiderana Anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ktlm Antsirabe Antampontanana
Visites : 415
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Hoby3
Date : 27/07/2025 19:58
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0478