Fiderana (Ktlm Antsirabe Antampontanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
armckqqe 1[Ho derainay mandrakizay ny Anaranao Tompo Andriamanitra ô!
Tompo mpanjakanay, nanao izao rehetra izao
Ka ny androm-piainanay rehetra dia ankalazaina Anao
Satria lehibe tokoa ny fitiavanao anay ah!
Fa raha tsy teo Ianao dia tsy ho toa izao gfebtu 'zahay
Ka ny hira fiderana dia hira vaovao]×2

[Ka raiso re ry Tompo izao fiderana izao
F'efa napetrao ho eo am-bavako
Ka mba hankasitrao fa vokatry ny fo
Ny HALELOIA sy HOSANA tena ho Anao tokoa
Tena ho Anao tokoa]×2

Ho derainay mandrakizay ny anaranao Tompo Andriamanitra ô!
Tompo......

2[Ô ry Jesosy Tomponay tononkira.serasera.org velon-tsaotra mihoby midera Anao
Noho ny fatongavanao eto @ izao tontolo izao
Enga anie ka hitoetra mazava ato am-po sy fanahinay
Ny avotra vitanao izay famonjena anay ah!
Ka mba qpdh tolory saina sy ny talenta vao
Hahazoany mihira ny fiderana Anao]×2

[Ny asa izay omenao atao antsitrapo
Ho voninahitra Jehovah Ray Tsitoha
Ka mba omeo hery omeo zotom-po
Dia aza avelanao irery fa mba tohano koa
Fa mba tohano ko]×2

Ô ry Jesosy Tomponay velon-tsaotra mihoby midera Anao
Noho ny.....

Hahazoanay mihira ny fiderana Anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ktlm Antsirabe Antampontanana
Hits : 569
Likes : 0 Like
Created by : Hoby3
Date : 27/07/2025 19:58
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0472