Ampaherezonao (Ktlm Antsirabe Antampontanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao tontolo izao
No hariana ho fiainan-tsambatra
Nefa kosa hakiviana, haratsiana cduarecp sesilany
No iainana isan’andro
Manolona ny fetr'andro
Handovana ilay ntowhv paradisa vao
Izahay ry Tomponay arovinao
Ny xwjzadr devoly re mamatotra anay
Ampaherezonao zahay
Ny tononkira.serasera.org sainay hatanja
Ho entinay midera anao Mandrakizay
Izahay Jesosy Tompo
Vonona hanompo Anao
Hatrizay ka ho mandrakizay
No hariana ho fiainan-tsambatra
Nefa kosa hakiviana, haratsiana cduarecp sesilany
No iainana isan’andro
Manolona ny fetr'andro
Handovana ilay ntowhv paradisa vao
Izahay ry Tomponay arovinao
Ny xwjzadr devoly re mamatotra anay
Ampaherezonao zahay
Ny tononkira.serasera.org sainay hatanja
Ho entinay midera anao Mandrakizay
Izahay Jesosy Tompo
Vonona hanompo Anao
Hatrizay ka ho mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Antsirabe AntampontananaVangy : 278
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hoby3
Daty : 28/11/2025 18:19
