Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ampaherezonao (Ktlm Antsirabe Antampontanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao tontolo izao
No hariana ho fiainan-tsambatra
Nefa kosa hakiviana, haratsiana sesilany
No iainana isan’andro
Manolona ny fetr'andro
Handovana ilay paradisa vao
Izahay ry Tomponay tononkira.serasera.org arovinao
Ny devoly re mamatotra adatqcpz anay
Ampaherezonao zahay
Ny sainay mhjrv hatanja
Ho entinay midera anao Mandrakizay
Izahay Jesosy Tompo
Vonona hanompo Anao
Hatrizay ka ho iypfb mandrakizay
No hariana ho fiainan-tsambatra
Nefa kosa hakiviana, haratsiana sesilany
No iainana isan’andro
Manolona ny fetr'andro
Handovana ilay paradisa vao
Izahay ry Tomponay tononkira.serasera.org arovinao
Ny devoly re mamatotra adatqcpz anay
Ampaherezonao zahay
Ny sainay mhjrv hatanja
Ho entinay midera anao Mandrakizay
Izahay Jesosy Tompo
Vonona hanompo Anao
Hatrizay ka ho iypfb mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Antsirabe AntampontananaVangy : 316
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hoby3
Daty : 28/11/2025 18:19
