Ampaherezonao (Ktlm Antsirabe Antampontanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao ojokuirl tontolo izao
No hariana ho fiainan-tsambatra
Nefa kosa hakiviana, xddg haratsiana sesilany
No iainana isan’andro
Manolona ny fetr'andro
Handovana ilay stqif paradisa vao
Izahay ry Tomponay arovinao
Ny devoly re mamatotra anay
Ampaherezonao zahay
Ny sainay hatanja
Ho entinay tononkira.serasera.org midera anao Mandrakizay
Izahay Jesosy Tompo
Vonona hanompo Anao
Hatrizay ka ho mandrakizay
No hariana ho fiainan-tsambatra
Nefa kosa hakiviana, xddg haratsiana sesilany
No iainana isan’andro
Manolona ny fetr'andro
Handovana ilay stqif paradisa vao
Izahay ry Tomponay arovinao
Ny devoly re mamatotra anay
Ampaherezonao zahay
Ny sainay hatanja
Ho entinay tononkira.serasera.org midera anao Mandrakizay
Izahay Jesosy Tompo
Vonona hanompo Anao
Hatrizay ka ho mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ktlm Antsirabe AntampontananaHits : 314
Likes : 0 Like
Created by : Hoby3
Date : 28/11/2025 18:19
